Index |
|
|
|
Proverbs : voatondro
|
|
|
Proverb 1 | Mpivaro-tantely : nilela-tanana, mpandrafitra : nindran-tseza, ka voatondro molotra akaiky. [2.558]
|
|
|
Proverb 2 | Tsara tarehy petaka orona ka voatondro iray no tsy naha-izy azy. [1.1]
|
Malagasy interpretation | Zavatra kely matetika dia ampy hanimba zavatra iray izay mety ho tsara amin' ny ankapobeny. [1.1]
|
|
|
Proverb 3 | Tsy mahaleo ny mangidy voatondro, dia tsy hahazo ny mamy irain-jehy. [2.415 #2755]
|
French translation | Il faut savoir supporter un doigt d' amertume pour gagner un empan de douceur. [2.415]
|
French interpretation | On n'a rien sans peine. [2.415 #2917]
|
|
|
Index |
|
|