Entry |
voromailala
|
Elementary words | vorona ; mailala |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [ voromahailala ] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
|
| Vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
|
Explanations in English | A dove, a pigeon [1.2]
|
Explanations in French | [ voromahailala ] Pigeon, colombe [1.3]
|
| Pigeon [1.54]
|
Examples | Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy.
[1.437]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Other spellings |
Analogs |
domohina ~
limohy ~
pakatova |
Article |
|