|
|
|
|

Entry (1/4)1  vovona
Part of speech  2  Unspecified
Explanations in Malagasy  3  Avosa, fanaovana antontany. [1.1]
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Names :

Entry (2/4)7  vovona
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity
10  Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
Vocabulary  11  Zoology: (in general)
Synonyms  12  vombo, vombona
Compound words 

Entry (3/4)14  vovona
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  vovonana, tafontrano [Taisaka] [1.78]
17  [1.1]

Entry (4/4)18  vovoña
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  loharano kely tsy mandeha [Tambahoaka] [1.78]
21  dobo [Tanosy] [1.78]

Anagrams  22  avovon, navovo, vovoña, vovona

Updated on 2023/05/27