Entry | 1 zafimpaladia |
Elementary words | 2 zafy, faladia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1][zafim-paladia] zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina 5 [1.62] taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely |
Explanations in French |
6 [1.3][zafim-paladia] la sixième génération 7 [1.5][zafim-paladia] descendants à la sixième génération 8 [1.54] sixième génération |
Examples |
9 Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza? [2.5] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Morphology |
|
Updated on 2023/06/07 |