Entry | 1 zafy tsy torana |
Elementary words | 2 zafy, tsy, torana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1] |
Explanations in French |
5 petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415] 6 [zafitsiTOrana] tous les petits fils éloignés [1.54] |
Vocabulary |
7 Relationships: family |
Updated on 2023/01/22 |