Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : babany | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manao papango lahy anaty katsaka, ka tsy misy lahy afa-tsy izaho na izay mivoaka babany avokoa. [2.558 #556]
| ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza ny samy mahakinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka. [1.1]
Ilazana ny mpifaninana, ka izay miseho mahay daholo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||
![]() |