Index |
|
|
|
Proverbs : erikerika
|
|
|
Proverb 1 | Erikerika mahatondra-drano. [1.1]
|
Malagasy interpretation | Mitovy hevitra: varifitoventy zato no tonga ariary. [1.1]
Ny zavatra kely sy madinika aza, rehefa mitambatambatra ela, mety hisy vokany lehibe. [1.1]
|
|
|
Proverb 2 | Kolokolo natao tsy ho vary, erikerika natao tsy hahalena : ny kely mba hevero ihany. [2.558 #1660]
|
|
|
Proverb 3 | Razavozavo sy Raerikerika: mandina, miara-mandina; varina, miara-barina. [2.653 #2779]
Razavozavo sy Raerikerika : mandina miara-mandina, vazina miara-bazina. [2.415 #5224, 2.558 #3740]
|
French translation | Razavozavo et Raerikerika : la bonne et la mauvaise fortune leur sont communes. [2.415 #5224]
|
|
|
Index |
|
|