|
|
|
|

Index

Proverbs : hainandro

Proverb 1Hainandro hariva ka ny avo no trany farany. [2.558 #1245]
Hain' andro hariva : ny avo ihany no trany. [2.653, 2.415]
Hain' andro, ka ny avo ihany no vonjena. [2.415]
Toy ny hainandro, ka ny avo ihany no vonjeny. [2.165]
Toy ny hainandro ka ny avo ihany no vonjeny aloha. [2.558 #4282]
Toy ny hainandro: ny avo ihany no vonjeny. [2.653]
French translationChaleur du soleil : ce sont les régions élevées qui sont secourues. [2.415 #765]
Pareil au soleil, qui n' éclaire (d' abord) que les endroits élevés. [2.165]
French interpretationLes grands seuls et non les petits sont l' objet d' égards. [2.415 #765]

Index