|
|
|
|

Index

Proverbs : hondrahondra

Proverb 1Ambiaty niakaram-bitsika : hondrahondrany foana, fa ny aty efa lany. [2.415 #2419]
Ambiaty niakaram-bitsika : hondrahondrany foana, fa ny tenany be efa haroka. [2.415 #2419, 2.653 #124]
Ambiaty niakaram-bitsika: hondrahondrany foana ny raviny, fa ny tenany be efa haroka. [2.165]
Ambiaty noladinim-bitsika, ka hondrahondrany foana fa ny tenany be efa haroka. [2.558 #19]
French translationArbuste ambiaty envahi par les fourmis : il lui reste encore l' écorce et les feuilles comme semblant de vie, mais il n' a plus de moelle. [2.415 #2419]
Un buisson d' "ambiaty" (arbuste) sur lequel les fourmis sont montées; les feuilles s' agitent encore, mais l' intérieur (des tiges) est creux (ou percé). [2.165]
French interpretationSe disait des riches ruinés qui ne changent encore rien à leur extérieur. [2.415 #2419]

Index