Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : ihandronana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manaiky lempona ihandronan' ny rano. [2.558 #482]
Manaiky lembenana ka ihandronan' ny rano. [2.165 #918, 2.653 #1493] Manaiky lempona ka ihandronan' ny rano. [2.558 #1971, 2.653 #1493] Nahoana no manaiky lempona ihandronan' ny rihitra (rano) ? [2.558 #176] | ||||||||||||||||||||
French translation | Se montrer d' accord par politesse et en souffrir ensuite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Litt. consentir à être un creux où l'eau reste à croupir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mpanao soa am-po ka ihandronan' ny tsiny. [2.558 #166] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Nahoana no manaiky lempona, hihandronan’ ny rano ? [2.653 #2048] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||