|
|
|
|

Index

Proverbs : ikaretsahana

Proverb 1Voli-voanjon-dRakaretsaka : ny any ny tena tsy vita, ka ny an’ olona no karetsahina sosohana. [2.653 #3725]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no ikaretsahana. [2.415 #3882]
Voly voanjon--dRakaretsaka: ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina. [2.165]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina sosohana. [2.415 #3882]
Voli-voanjon-dRenikaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahana sosohana. [2.558]
French translationRakaretsaka cultive des arachides : il ne travaille pas pour lui-même et il est diligent à travailler pour les autres. [2.415 #3882]
Rakaretsaka (l' empressée) plantant des arachides: les siennes ne sont pas plantées et elle s' empresse pour planter celle des autres. [2.165]
French interpretationSe disait de ceux qui négligent leurs affaires pour s' occuper de celles des autres. [2.415 #3882]

Index