Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : isasahana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Mpiasabe manao hisasahana: ny any ny tena indray no avela ho tany vao. [2.653 #1977]
Mpiasabe manao hisasahana : ny an' ny tena indray no avela ho tany vao. [2.415 #3859, 2.558 #2613] | ||||||||||||||||||||
French translation | Homme simple qui cultive les rizières des autres pour avoir la moitié de la récolte : il laisse pour cela les siennes en friche. [2.415 #3859] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens qui négligent leurs affaires pour celles des autres. [2.415 #3859] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||