|
|
|
|

Index

Proverbs : mafampana

Proverb 1Mafampana hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091]
Mafanafana ohatra ny ratsy ataon-kavana. [2.165, 1.1]
Mafanafana sahala amin' ny latsa ataon-kavana. [2.558 #1829]
Mafanafana sarotra inoana tahaka ny ratsy ataon-kavana. [2.558 #1830]
Mafanafana, toy ny ratsy ataon-kavana. [2.653]
Maharary hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091]
Mahararirary, toy ny ratsy ataon-kavana. [2.653 #1409, 2.974 #364]
Malagasy interpretationRehefa ny havana izay tena tokony hanampy no manisy ratsy dia tena mangidy tokoa fa tsaroan' ny aina ka mafana sy manempotra. [1.1]
French translationExcessivement sensible, comme les mauvais procédés d’un parent. [2.974 #364]
Pénible comme le mal fait par un parent. [2.415 #1091]
Pénible (litt. assez chaud) comme le mal fait par des parents (ou amis). [2.165]
French interpretationOn sent plus vivement les mauvais traitements lorsqu'ils viennent des parents. [2.415 #1091]

Index