Index |
|
|
|
Proverbs : manalalana
|
|
|
Proverb 1 | Tsy tia, tsy tia, kanefa manalalana, ho any ihany ka be safary, mila fitia mba hanampy, ka manala ny mby an-koditra. [2.558]
Tsy tia, tsy tia, kanefa manalalana ; ho any ihany, ka be safary ; mila ny fitia mba hanampy, ka manala ny mby an-koditra. [2.415 #1413]
Tsy tia tsy tia, kanefa manalalana ; ho any ihany ka be safary ; mila ny fitia mba hanampy ka nanala ny mby an-koditra. [2.653]
|
French translation | On répète qu' on n' aime pas, et pourtant on envoie des messages ; on y va, mais on use de détours ; on cherche des affections pour se sentir secouru, et on se dépouille de ce qui est déjà sur la peau. [2.415 #1413]
|
French interpretation | Se disait du manège de l'homme qui rejette sa femme pour en prendre une autre. [2.415 #1413]
|
|
|
Index |
|
|