Index |
|
|
|
Proverbs : mpikarama
|
|
|
Proverb 1 | Moa raha fisa-doha, dia ho mpikarama ; raha fisa-molotra, dia ho mpikabary ; raha mitafy soa, dia mpiharaka? [2.415 #1668, 2.653 #1932]
Moa raha fisa-doha dia mpikarama ary raha fisa-molotra dia mpikabary? [2.558]
|
French translation | Est-on ouvrier à gages, parce qu' on a la tête plate ; orateur, parce qu' on a les lèvres minces ; escroc ou exacteur, parce qu' on est vêtu délicatement? [2.415 #1668]
|
French interpretation | Il ne faut pas se fier aux apparences. [2.415 #1668]
|
|
|
Proverb 2 | Mpikarama milanja rofia: manenjan-tsandry amy ny an’ olona. [2.653 #1985]
Mpikarama milanja rofia : manenjan-tsandry amin' ny an' olona. [2.415 #3861, 2.558 #2620, 1.1]
|
Malagasy interpretation | Enti-milaza olona misasatra amin' ny zavatr' olona izay tsy mba ahitany soa akory. [1.1]
|
French translation | Homme à gages qui porte du raphia : c' est pour le bien d' autrui qu' il raidit son bras. [2.415 #3861]
|
French interpretation | Peiner pour les autres. [2.415 #3861]
|
|
|
Index |
|
|