|
|
|
|

Index

Proverbs : mpilefa

Proverb 1Fantatro ihany ny mason' ny mpilefa, fa ny andro handehanany no tsy fantatro. [2.415 #550, 2.653]
French translationJe reconnais parfaitement les regards de celui qui veut s' enfuir, mais ce que j' ignore, c' est le jour de sa fuite. [2.415 #550]
French interpretationParoles du maître. [2.415 #550]

Proverb 2Mody tsy taitra nefa ny mason' ny mpilefa mba fantatra ihany. [2.558 #2553]

Index