Entry (1/2) | 1 Fianarantsoa |
Elementary words | 2 fianarana, soa |
Part of speech | 3 name (toponym) [Full list] |
Examples |
4 Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472] 5 izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48] 6 Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499] |
Vocabulary |
7 Geography: towns |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 16 Fianarantsoa |
Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1] |
Vocabulary |
19 Politique |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
26 The six provinces |
Illustrations |
|
Anagrams | 29 Fianarantsoa, trano fiasana |
Updated on 2024/10/30 |