Entry (1/2) | 1 tafika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika 4 Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina 5 Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika 6 Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [1.1] |
Explanations in English |
7 a war party; an army [1.7] |
Explanations in French |
8 expédition guerrière; armée [1.8] |
Examples |
9 Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [2.324] 10 Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472] |
Vocabulary |
11 Military |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word tafika |
Entry (2/2) | 21 Tafika |
Part of speech | 22 name (anthroponym) [Full list] |
Examples |
23 ary i tafika teo Ambohijanaka [2.48] |
Vocabulary |
24 Religions, Beliefs |
Tables and plates |
25 The ancient idols |
Anagrams | 26 afitak, atifak, fatika, fitaka, tafika, Tafika, tifaka |
Updated on 2023/08/11 |