Entry (1/2) | 1 vintana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 lahatra, anjara [Tanala] [1.78]4 Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1] |
Explanations in English | 5 fate, luck, destiny [1.7] |
Explanations in French | 6 destin, sort [1.8]7 destinée [1.3, 1.66] |
Examples |
8 Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word vintana |
Entry (2/2) | 18 vintana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy | 20 fintana [Sihanaka+Tanosy] [1.78] |
Updated on 2023/06/11 |