|
|
|
|

Entry1  adim-pamantaranandro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny
Explanations in French  4  [1.3] Heure
Vocabulary  5  Time
Elementary words  6  ady, famantaranandro
Synonyms  7  adiny

Updated on 2024/12/10