Entry | 1 afonangatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo |
Explanations in French |
4 [1.3] feu follet |
Examples |
5 [2.48] afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Elementary words | 7 afo, angatra |
Synonyms | 8 afondolo, afonanahary, afon' ny matoatoa |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |
![]() |