|
|
|
|

Entry1  anabavy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#A.499] Ny vehivavy izay iray tam-po amin' ny lehilahy. Tsy mba mandray ny tovona "mi" sy "mpi" toy ny anadahy/rahalahy/rahavavy izy. Ny hoe anabavy/anadahy/rahalahy/rahavavy amin' ny Malagasy dia tsy mba voafetra ho ny mpiray tam-po ihany.
4  [1.1] Vehivavy iray tampo amin' ny lehilahy iray: Namangy anay Ralay sy ny anabaviny ~ Rasoa no anaran' ny anabavin-dRabia
Explanations in English  5  [1.2] A man's sister. Used of women when men are speaking. See rahalahy
6  [1.26#13] A man has rahalahy and an anabavy
7  [1.7] The sister of a man
Explanations in French  8  [1.54] Soeur d'un frère
9  [1.8] La soeur d'un homme
Examples  10  [2.508#374] Anabavin'Andriambelo izy
11  [2.928] Ataoko tenako fa vadiko, ho solon-dreny sy anabaviko.
12  [2.245#30] Izay taranaky ny anabavy rehetra, Iahy sy vavy, izany no Zana-behivavy.
13  [2.285#191] Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.
Vocabulary  14  Relationships: family
Elementary words  15  anaka, vavy
Morphology 
16  Simple :
Analogs  17  anadahy, rahalahy, rahavavy
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word anabavy

Anagrams  22  anabavy, bavanay

Updated on 2025/02/02