Entry | 1 angady |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady |
Explanations in English |
4 [1.2] a spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. 5 [1.7] a spade; |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] bêche |
Vocabulary |
7 Tools |
Root | 8 hady |
Synonyms | 9 fangady |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word angady |
Anagrams | 17 adinga, angady, gidana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |