|
|
|
|

Entry1  antomotra ohatra ny oron-tsaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] akaiky dia akaiky: Efa antomotra ohatra ny oron-tsaka itỳ ny fanadinana
Elementary words  4  antomotra, ohatra, orona, saka

Updated on 2024/12/07