|
|
|
|

Entry1  arahaba tsy maty fo aman-aina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara
Explanations in English  4  [1.2] a salutation to those returned from the war, or a journey.
Vocabulary  5  Forms of Address
Elementary words  6  arahaba, tsy, maty, fo, amana, aina

Updated on 2024/12/07