Entry | 1 avarabaratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.3] (duplicatif) |
Examples |
4 [2.5] Itsy avarabaratra itsy angamba no nisy ny tranobongon' i Ndriana mianaka? 5 [2.472] Tsy hamely anao aho, fa tsy tiako ny haka fotsiny ny taninao, ka homeko tany hafa ho solony ianao ery avarabaratra ery. |
Root | 6 avaratra |
Analogs | 7 atsimotsimo, atsinanananana, andrefandrefana |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |