Entry (1/2) | 1 iray venty amby zato |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in English |
3 [3.1] a hundred and one |
Explanations in French |
4 [1.3#282] cent un |
Vocabulary |
5 Mathematics: arithmetic |
Elementary words | 6 iray, venty, amby, zato |
Synonyms | 7 iraika amby zato |
Entry (2/2) | 8 iray venty amby zato |
Part of speech | 9 locution |
Explanations in Malagasy |
10 [2.508#486] Ny lalàna Iray Venty amby zato (misy toko 101) navoakan-dRanavalona II tamin' ny 1868 |
Explanations in French |
11 [1.11] premier code malgache comprenant 101 articles |
Examples |
12 [2.508#536] Nony vita ny kabary dia nipetraka ny Mpanjaka ka nasainy novakiana ny Didim-panjaka Iray venty amby zato, ilay lalàna misy toko iraika amby zato |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |