|
|
|
|

Entry1  Itompokovavy
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty
Examples  4  [1.281] Ankizy dimy no zanany tamin'itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra.
5  [2.499] Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro.
Vocabulary  6  Forms of Address
Elementary words  7  i~, tompoko, vavy
Synonyms  8  ratompokovavy, ratompokovavy, ratompokovavy
Analogs  9  itompokolahy

Updated on 2024/12/12