Entry |
karany > haraka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Mangetaheta [1.78]
|
| [Bezanozano]
Sasatra [1.78]
|
| Maina, makiana noho ny herin' ny afo na ny masoandro [1.1]
|
Explanations in English | Dried up, scorched, parched, exhausted, enfeebled, wearied, tired. [1.2]
|
Explanations in French | Trop sec, cassant par trop de chaleur, calciné, grillé Qui se morfond, qui attend en vain: Haraka foana eo ianao (Vous vous morfondez, vous attendez longtemps en vain) [1.3]
|
| [Tankarana]
épuisé, qui a peiné. [1.19]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
karany > haraka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Enti-milaza ny zavatra atao ka mampazoto ny tena tokoa ny manao azy [1.78]
|
|
Entry |
karany > haraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Lakana fitondra an-dranomasina [1.78]
|
| Hazo lehibe marokoroko ny hodiny, fanaovana lakana [1.1]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Pirogues de mer [1.82]
|
Vocabulary |
|
Entry |
karany > haraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Kofehy mitana ny tenany amin' ny tenona mba hitsofohan' ny fahany [1.1]
|
Explanations in English | The heddles of a loom [1.7]
|
Explanations in French | Lisses du métier Action de lier les pierres sur les traineaux [1.3]
|
| Les lisses d'un métier [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
karany > haraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fakana an-kery, fihinanam-bahoaka an-kafetsena. [1.1]
|
Explanations in French | Extorsion, exaction [1.3]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
karany > haràka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Taolan-tena iray manontolo [1.78]
|
| [Bara]
Taolambalo [1.78]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Squelette [1.82, 1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
karany > haraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | (pris adjectivement, ce mot signifie trop sec, trop cassant ; on le donne à des bois sans emploi, qui ne servent que de combustible). Ce sont surtout suivant les régions : [Betsimisaraka]
-- Asteropeia amblyocarpa var. matrambody Capuron (Asteropeiaceae) ;
--
Cordyla haraka Capuron et
--
Xanthocercis madagascariensis Baill. (Fabaceae).
--
Homalium planiflorum (Boivin ex Tul.) Baill. (Salicaceae).
[Tanosy]
Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae).
[1.196]
|
Scientific name | Asteropeia amblyocarpa var. matrambody, Asteropeia multiflora, Cordyla haraka, Homalium planiflorum, Xanthocercis madagascariensis |
Vocabulary |
|
Entry |
karany > haraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Merina]
(du malais kerak) Riz (paddy) qui vient juste d'être battu et qu'on fait sécher au soleil.
[1.196]
|
Vocabulary |
|
Entry |
karany > harana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78]
|
| Tendrombohitra vato: Haram-bato Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
|
Explanations in English | A rocky place [1.7]
|
Explanations in French | Grands rochers [1.8]
|
Examples |
1 | Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana.
[2.499]
|
2 | Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy;
[2.245]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
karany > harana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]
|
Compound words |
|
Patronyms |
|
|
Entry |
karany > harana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
karany > haraña
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Hantsana amoron-drano, tevana [1.78]
|
| [Tanala]
Hantsana, tevana [1.78]
|
Toponyms |
|
|
Entry |
karany > harana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Corail. [1.19]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|
Entry |
karany > harana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka, Tanala]
Akora [1.78]
|
Explanations in English | Sea shells; an eggshell [1.7]
|
Explanations in French | Coquillage; coque des oeufs [1.8]
|
Vocabulary |
|
Entry |
karany > harana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
(haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78]
|
| [Sihanaka]
Faty maina [1.78]
|
|
Entry |
karany > harana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
(de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi
hazoharana .
[1.196]
|
Vocabulary |
Phytonyms |
|
|
Entry |
karany > Harana
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Harana [2.996]
|
| Haran [2.996]
|
Explanations in French | Harân [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
Article |
|
Entry |
karany > hara-
|
Part of speech | morphological form of haratra
|
Compound words |
|
|
Entry |
karany > hara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Akora [1.78]
|
| Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; lanin-kazandrano manify [1.1]
|
Explanations in English | Mother-of-pearl. [1.2]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Coquille [1.82]
|
| [Sakalava]
Ce mot désigne la coquille d'un oeuf ou d'un mollusque (nacre), mais il s'emploie aussi pour le péricarpe durci de certains fruits.
D'après J. Lombard, ASEMI, vol. 7, fasc. 2-3, p. 211 (1976), on l'employait en composition.
Exemple : Hara-papazy (sakalava) écuelles à très bon marché, faites d'une écorce de papaye séchée. [1.196]
|
Compound words |
|
|
Entry |
karany > hara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Tanety, vatolampy [1.78]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Rochers [1.82]
|
|
Entry |
karany > hara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Cadavre, après l'ensevelissement. [1.19]
|
|
Entry |
karany > hara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Arosy (vorona) [1.78]
|
Vocabulary |
|
Entry |
karany > hara
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Merina]
(de hara : matière qui peut être utilisée en couche très mince comme la nacre, l'écaille, etc.) Nom d'une paille à chapeaux très fine qu'on utilise pour de menus ouvrages :
Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae).
[1.196]
|
Scientific name | Loudetia simplex subsp. stipoides |
Vocabulary |
|
Entry |
karany > karàna
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1]
|
Explanations in French | Habile, rusé, roué [1.3]
|
Compound words |
|
|
Entry |
karany > karana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | (fihasimban' ny hoe harana).
Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
karany > karana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Armature, canevas [1.13]
|
Compound words |
|
|
Entry |
karany > karaña
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Brisants. (rìva). [1.19]
|
Vocabulary |
|
Entry |
karany > karàna
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1]
|
|
Entry |
karany > Karàna
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Explanations in Malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1]
|
Explanations in English | An East Indian or Pakistanese [1.7]
|
Explanations in French | Indien ou Pakistanais [1.8]
|
| Indien, Hindou [1.13]
|
Vocabulary |
|
Entry |
karany > Karàna
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Cheran [2.996]
|
Explanations in French | Kerân [2.996]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Biblical quotes |
|