Entry | 1 lanja mandrorona midina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny fitomboan' ny taona saingy mitsontsorika hatrany kosa ny hery ananana fa tsy mba miakatra |
Elementary words | 4 lanja, mandrorona, midina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |