Entry (1/2) | 1 midina |
Root | 2 idina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha mankamin' ny toerana ambanimbany kokoa: Nidina tany ambany rihana aho raha vao nandre ny feony Mivarina: Midina any Betsiboka Ikopa mihemotra, mitambotsotra, lasa ambanimbany kokoa: Midina, hono, ny vidim-bary fa efa tonga ny vary vao ~ Efa sitrana ny zanakao fa efa nidina ny hafanany Mikoriana: Midina eo amin' ny takolany ny ranomasony |
Explanations in English |
5 [1.2] to pour out, to go down, to descend, to flow out 6 [1.7] to come down |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8, 1.13] descendre 8 [1.3, 1.8] baisser 9 [1.3] couler comme le liquide 10 [1.8] couler |
Examples |
11 nidina tany Mojanga izy (Il est descendu à Majunga) [1.3] 12 nidina tany ambanivohitra izy (Il est allé à la campagne) [1.3] 13 midina hoatra ny rano ny ranomasony (Ses larmes coulent comme de l'eau) [1.3] 14 midina ny barometratra (Le baromètre descend) [1.3] 15 midina ny ranomasina (La mer baisse) [1.3] 16 Nidina ny tohatra izy, haingana sy hendratrendratra ... [2.470] 17 Indray asabotsy hariva, mba tsy nidina tany an-tsaha izahay. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 22 mikorisa, mivalana, mitambalana, mitsontsorika, mitsontsori-bava, manorika, mikorotsaka, mitamborotsaka, mikodingy, mivarina, mivalangitrika, mivalangidina, mitambororotra, mandeha any ava, manao ankororosy, mihemotra, mitakemotra, mitambotsotra, mianotra, mandrorona, mikororosy fahana, mietry, mietry vintana, mivarina, manao lanja midina, mivarilavo, mibotetaka |
Compound words |
|
Proverbs | 32 Proverbs containing the word midina |
Entry (2/2) | 33 midìna |
Root | 34 idina |
Part of speech | 35 imperative of active verb midina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
36 [1.1] |
Explanations in French |
37 [1.3] |
Anagrams | 38 adinim, amidin, andimy, anidim, dimain, dimany, dimina, idinam, madiñy, manidy, mañidy, midani, midìna, midina, minday, naidim, namidy, nidima |
Updated on 2023/06/11 |