Entry | mihemotra (hemotra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa mihemotra itsy fiarakodia itsy Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa efa mihemotra ny fahavalo Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka hofidina Baba saingy nihemotra Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pataloan' Ikoto nony nosasana Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ihany fa efa nihemotra ny vidim-bary [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize. [1.2] | ||||||||
To draw back; to fall back into evil ways [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Reculer, se retirer [1.8] | ||||||||
Examples | tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mihemotra | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |