Entry | 1 mihemotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandroso miverina, manao dia miverina, manao dia mianotra: Mikisaha fa mihemotra itsy fiarakodia itsy Mandositra (fa resy): Herezo ihany fa efa mihemotra ny fahavalo Miala, miova hevitra: Saika hilatsaka hofidina Baba saingy nihemotra Mihafohy, misintona: Nihemotra ny pataloan' Ikoto nony nosasana Mihena, mitambotsotra, midina: Soa ihany fa efa nihemotra ny vidim-bary |
Explanations in English |
4 [1.2] to draw back, to retire, to retreat, to backslide, to apostatize. 5 [1.7] to draw back; to fall back into evil ways |
Explanations in French |
6 [1.8] reculer, se retirer |
Examples |
7 [2.472] tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. |
Root | 8 hemotra |
Morphology |
|
Analogs | 13 mitakemotra, mikemo, mianotra, manao dia mianotra, manao dia miverina, miverina ilalana, mitodi-doha, mandrorona, mitambotsotra |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mihemotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |