Entry | 1 lanonana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fifaliana misy dihy sy hira ary zavamaneno ataom-bahoaka eny an-kalamanjana [1.1] |
Explanations in English |
4 an assembly of people gathered together for amusement and rejoicing on some public occasion [1.2] 5 feast with music and dancing [1.7] |
Explanations in French |
6 festin accompagné de musique et de danses [1.8] |
Analogs | 7 zaika, anjaika, korana, fivoriana, firavoravoana, firiariavana, androiray, androiraytoazato, androtsymaty |
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word lanonana |
Anagrams | 11 anolanan, lanonana, nalanona, nanalona, nanoalan, nanolana |
Updated on 2020/07/31 |