Entry (1/4) | 1 lefitra |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany |
Explanations in French |
4 [1.3] support supporté, action de supporter: Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) |
Examples |
5 [2.576] Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny! |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word lefitra |
Entry (2/4) | 12 lefitra |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Valona, foritra, lefiravina, ketrona |
Explanations in French |
15 [1.3] pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/4) | 25 lefitra |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [1.1] Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay |
Explanations in English |
28 [1.7] the second in rank |
Explanations in French |
29 [1.3] lieutenant, second 30 [1.8] le second rang, le vice, l'adjoint |
Examples |
31 [2.332] Tsy eto koa ny lefitra voalohany. 32 [4.27] Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word lefitra |
Entry (4/4) | 36 lefitra |
Part of speech | 37 noun |
Explanations in French |
38 [1.196] (du malais : lipit, lipat . javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar. [Mahafaly]
|
Vocabulary |
39 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 41 alefitr, filetra, lefitra |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |