Entry |
mahavara > mahavatra
(vatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1]
|
Explanations in English | To support, to endure; to carry through [1.7]
|
Explanations in French | Supporter, endurer; persévérer [1.8]
|
Examples |
1 | Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana
[1.381]
|
2 | Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay
[2.445]
|
|
Morphology |
Present : |
mahavatra |
Past : |
nahavatra |
Future : |
hahavatra |
Imperative : |
mahavara |
|
Proverbs |
|