|
|
|
|

Entry (1/2)1  maka saina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao
Elementary words  4  maka, saina
Synonyms  5  mila saina

Entry (2/2)6  maka saina
Part of speech  7  locution
Explanations in English  8  [1.2] same as makarivotra: to take exercise, seeking fresh air.
Elementary words  9  maka, saina
Synonyms  10  maka rivotra

Anagrams  11  maka saina, manasaika, nasamakay, sakamaina

Updated on 2025/02/02