Entry | 1 manangan-jaza |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena |
Examples |
4 [2.48] ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky |
Elementary words | 5 manangana, zaza |
Antonyms | 6 manalanjaza, manaryzaza |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |