|
|
|
|

Entry1  manao jery kely
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mody tsy mijery nefa mahita tsara ihany
mangala-pijery
Elementary words  4  manao, jery, kely
Synonyms  5  manao jery vilana

Updated on 2024/12/10