Entry | 1 manao lambo manoha-dia |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) |
Elementary words | 4 manao, lambo, manohana, dia |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |