|
|
|
|

Entry (1/8)1  manasa
Root  2  sasa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky.
Explanations in English  5  [1.7] to wash
Explanations in French  6  [1.8, 1.5] laver
7  [1.8] faire le linge
Explanations in Italian  8  [1.18] lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria)
affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello)
sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie)
Examples  9  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  manadio, manoza, manontsana, mifantsana, manakobana, manala loto, manala pentina, manala tseroka, mamotsy, manorana
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word manasa

Entry (2/8)17  manasà
Root  18  sasa
Part of speech  19  imperative of active verb manasa [Full list]
Explanations in English  20  [1.26#19] wash

Entry (3/8)21  manasa
Root  22  asa
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24  [1.1] Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany
Explanations in French  25  [1.3] aiguiser, affiler, râper
Compound words 

Entry (4/8)30  manasà
Root  31  asa
Part of speech  32  imperative of active verb manasa [Full list]

Entry (5/8)33  manasa
Root  34  asa
Part of speech  35  active verb
Explanations in Malagasy  36  [1.1] Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany

Entry (6/8)37  mañasa
Part of speech  38  active verb
Explanations in Malagasy  39  [1.78] [Tanosy] manohana; manafina

Entry (7/8)40  mañasa
Part of speech  41  active verb
Explanations in Malagasy  42  [1.78] [Taisaka] miantso

Entry (8/8)43  manasa
Part of speech  44  noun
Explanations in Malagasy  45  [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Tanala, Tanosy] mananasy
46  [1.78] [Bara] (mañasa) mananasy
Vocabulary  47  Botany: fruit

Anagrams  48 

Updated on 2025/01/21