Entry | 1 manembona |
Root | 2 embona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany! |
Examples |
5 Mafy izany manembona ny tany niaviana izany! [2.528#] 6 manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. [2.470#] |
Morphology |
|
Analogs | 10 manina, mandrembona, mahatsiahy, mahatsiaro, mahatsiaro ny lavitra, lasa ambiroa, lasa vinany, lasa eritreritra, lasam-borona, mangorotsoka, manimanina, vitsika momba kitay |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manembona |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/28 |