|
|
|
|

Entry1  mangarom-biby an-davaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana
Elementary words  4  mangarona, biby, lavaka
Analogs  5  saka matory ka alam-bolombava

Updated on 2024/12/10