|
|
|
|

Entry1  may volon' orona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ
Elementary words  4  may, volo, orona
Synonyms  5  may volon-kelika, may volon-tratra

Updated on 2024/12/10