Entry | 1 miely |
Root | 2 ely |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay 5 Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. [1.1] |
Explanations in English |
6 to be scattered, to be diffused [1.7] |
Explanations in French |
7 se répandre, se propager [1.8] |
Examples |
8 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 13 miparitaka, mipariaka, mihahaka, miely patrana, miraraka, manao vary raraka, mihanaka |
Compound words |
|
Anagrams | 16 miely, miley |
Updated on 2023/08/11 |