Entry | 1 miparitaka |
Root | 2 paritaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry 5 Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy 6 Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy [1.1] 7 miely [1.13] |
Explanations in English |
8 to scatter [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
9 s'éparpiller [1.8] 10 se disperser [1.13] |
Examples |
11 miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 16 mipariaka, mihahaka, miely, mielipatrana, miparasaka, miparasadrasaka, misaratsaraka, mameno tanety, mihanaka, miitatra |
Anagrams | 17 miparitaka, mipatriaka |
Updated on 2023/01/20 |