Entry | 1 mihatsaravelatsihy |
Root | 2 tsaravelatsihy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho ho tsara etỳ ivelany fotsiny [1.1] |
Explanations in English |
5 to act hypocritically; literally, to improve by mat spreading without removing bthe dirt below [1.2#749] |
Explanations in French |
6 devenir meilleur en déployant la natte et en montrant le beau côté ; être hypocrite, dissimuler [1.3] |
Examples |
7 Aza mihatsaravelatsihy eo imason' ny olombelona [2.996#28.1.29] 8 Mahay fialana sy kapotsaka, mila hihatsara velatsihy, malamasy tsy marin-toetra [1.381] 9 Tsara vava ka mahafa-kenatra, mahay mihatsara-velatsihy ka tsy hita kilema loatra [2.558] 10 Angamba tsy te-hihatsaravelatsihy aho ka hamihana eo an-tratrako izay tovovavy tsy tiako akory? [2.5#87] |
Synonyms | 11 manao saka manafin-koho |
Other spellings | 12 mihatsara, mihatsara |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mihatsaravelatsihy |
Updated on 2023/01/05 |