|
|
|
|

Entry1  mihatsaravelatsihy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miseho ho tsara etỳ ivelany fotsiny
Explanations in English  4  [1.2#749] to act hypocritically; literally, to improve by mat spreading without removing bthe dirt below
Explanations in French  5  [1.3] devenir meilleur en déployant la natte et en montrant le beau côté ; être hypocrite, dissimuler
Examples  6  [2.996#28.1.29] Aza mihatsaravelatsihy eo imason' ny olombelona
7  [1.381] Mahay fialana sy kapotsaka, mila hihatsara velatsihy, malamasy tsy marin-toetra
8  [2.558] Tsara vava ka mahafa-kenatra, mahay mihatsara-velatsihy ka tsy hita kilema loatra
9  [2.5#87] Angamba tsy te-hihatsaravelatsihy aho ka hamihana eo an-tratrako izay tovovavy tsy tiako akory?
Root  10  tsaravelatsihy
Other spellings  11  mihatsaravelatsihy, mihatsaravelatsihy
Synonyms  12  manao saka manafin-koho
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihatsaravelatsihy

Updated on 2024/12/12