Entry (1/2) | 1 mitangorona |
Root | 2 tangorona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona [1.1] |
Explanations in English |
5 to surround, to encircle [1.7] |
Explanations in French |
6 se réunir tout autour [1.3#672, 1.8] 7 être réunis, groupés [1.3#672] 8 encercler; s'attrouper [1.8] |
Examples |
9 mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino. [2.356#] 10 Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina. [1.437#] 11 mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany. [2.508#] |
Morphology |
|
Analogs | 16 mifanizina, mivotretrika, mifanety, miady hihy, mikatona, mifanesika, mifanitsa-kitro, mamorom-potsy, manao faribolana, manao lahirodona, mihahohaho, mihalohalo |
Entry (2/2) | 17 mitangoròna |
Root | 18 tangorona |
Part of speech | 19 imperative of active verb mitangorona |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3#672] |
Tables and plates |
22 All the active imperatives |
Anagrams | 23 mitangorona, mitangoròna, mitangorona, mitangoròna |
Updated on 2023/02/17 |