|
|
|
|

Entry1  miteniteny
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Examples  4  [2.895#] lanao mantsy Ratovo, hoy izy, dia miteniteny foana.
5  [2.472#] Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany.
6  [2.588#] Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao.
Root  7  teniteny
Analogs  8  miteniteny, mibedibedy, mikaramentsona, mitsatsaingona, mipentsompentsona, mipendimpendina, mimentsomentsona, mikamenona, miasa vava, mitantara, miangano, miarira, milazalaza, miventy, mitanisanisa, mamisavisa
Compound words 

Updated on 2024/12/11